2 Samuel 24:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nankany amin’i Davida i Gada tamin’iny andro iny ka niteny taminy hoe: Miakara ka manangàna alitara ho an’NY TOMPO ao amin’ny famoloan’i Araona jebosita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia tonga tao amin’i Davida i Gada tamin’izay andro izay, ka nanao taminy hoe: «Miakara ary manangàna ôtely ho an’i Iaveh any am-pamoloan’i Areonà Jeboseanina.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nankany amin’i Davida i Gada tamin’izay andro izay ka nanao taminy hoe: –Miakara any am-pamoloan’i Araonà izay Jebôsita ianao, ka manangana alitara ho an’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary Gada nankany amin'i Davida tamin'izany andro izany ka nanao taminy hoe: Miakara, ka manangàna alitara ho an'i Jehovah ao amin'ny famoloan'i Araona Jebosita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nankany amin’i Davida i Gada tamin’iny andro iny ka niteny taminy hoe: Miakara ka manangàna alitara ho an’NY TOMPO ao amin’ny famoloan’i Araona jebosita.
malagasy
Ary Gada nankany amin'i Davida tamin'izany andro izany ka nanao taminy hoe: Miakara, ka manangàna alitara ho an'i Jehovah ao amin'ny famoloan'i Araona Jebosita.