2 Samuel 24:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niakatra i Davida, araka ny tenin’i Gada, araka izay nandidian’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niakatra i Davida araka ny tenin’i Gada, araka ny nandidian’i Iaveh azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary niakatra tany araka ny tenin’i Gada i Davida, dia araka izay nandidian’ny TOMPO azy.
Malagasy Bible 1865
Koa dia niakatra Davida araka ny tenin'i Gada, araka izay nandidian'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niakatra i Davida, araka ny tenin’i Gada, araka izay nandidian’NY TOMPO.
malagasy
Koa dia niakatra Davida araka ny tenin'i Gada, araka izay nandidian'i Jehovah.