2 Samuel 24:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ny mpanjaka tamin’i Joaba, komandin’ny miaramila, izay teo aminy: Mandehana mitety ny fokon’Israely rehetra hatrany Dana ka hatrany Bery-Sheba, ary alaminonareo ny vahoaka mba ho fantatro ny isany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ny mpanjaka tamin’i Jôaba, filohan’ny tafika, izay teo aminy: «Mandehana tetezo ny fokon’i Israely rehetra hatrany Dana ka hatrany Bersabea, hahafantarako ny isan’ny vahoaka.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny mpanjaka tamin’i Jôaba filohan-tafika sady teo akaikiny: –Ndeha tetezo avokoa ny fokon’i Israely manomboka ao Dana ka hatrany Bery-Seba, ary isao ny vahoaka mba hahafantarako ny tena isany.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ny mpanjaka tamin'i Joaba, komandin'ny miaramila, izay teo aminy: Mandehana mitety ny firenen'isiraely rehetra hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba, ary alaminonareo ny vahoaka mba ho fantatro ny isany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ny mpanjaka tamin’i Joaba, komandin’ny miaramila, izay teo aminy: Mandehana mitety ny fokon’Israely rehetra hatrany Dana ka hatrany Bery-Sheba, ary alaminonareo ny vahoaka mba ho fantatro ny isany.
malagasy