2 Samuel 24:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy i Araona tamin’i Davida: Aoka ny mpanjaka tompoko haka izay sitrany ka hanolotra izany ho fanatitra. Indreo ny omby ho fanatitra dorana manontolo ary ny fivelezam-bary sy ny hazo amin’ny zioga hatao kitay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Areonà tamin’i Davida: «Aoka halain’ny mpanjaka tompoko izany, ary aoka hateriny ho sorona izay sitrany. Indreo ny omby hatao sorona dorana, ary ny rambaramba mbamin’ny jiogan’omby hatao kitay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy kosa i Araonà tamin’i Davida: –Alao izay sitrakao, ry andriamanjaka, mba hanateranao sorona ho an’Andriamanitra. Indreo ny omby ho sorona dorana manontolo, ary ny rambaramba sy ny zioga hatao kitay.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Araona tamin'i Davida: Aoka ny mpanjaka tompoko haka izay sitrany ka hanatitra izany. Indreo ny omby ho fanatitra dorana ary ny fivelezam-bary sy ny hazo amin'ny omby hatao kitay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Fa hoy Araona tamin'i Davida: Aoka ny mpanjaka tompoko haka izay sitrany ka hanatitra izany. Indreo ny omby ho fanatitra dorana ary ny fivelezam-bary sy ny hazo amin'ny omby hatao kitay.