2 Samuel 24:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany rehetra izany, ry mpanjaka dia omen’i Araona ny mpanjaka. Hoy ihany i Araona tamin’ny mpanjaka: NY TOMPO Andriamanitrao anie hankasitraka anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Atolotr’i Areonà ho an’ny mpanjaka izany rehetra izany, ry mpanjaka ô!» Ary hoy i Areonà tamin’ny mpanjaka: «Hahita fitia eo imason’i Iaveh Andriamanitrao anie ianao!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany rehetra izany dia atolotro anao avokoa, ry mpanjaka. Ka hoy aho aminao: Ho sitraky ny TOMPO Andriamanitrao anie ianao.
Malagasy Bible 1865
Izany rehetra izany, ry mpanjaka, dia omen'i Araona ny mpanjaka. Ary hoy Araona tamin'ny mpanjaka: Jehovah Andriamanitrao anie hankasitraka anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany rehetra izany, ry mpanjaka dia omen’i Araona ny mpanjaka. Hoy ihany i Araona tamin’ny mpanjaka: NY TOMPO Andriamanitrao anie hankasitraka anao.
malagasy
Izany rehetra izany, ry mpanjaka, dia omen'i Araona ny mpanjaka. Ary hoy Araona tamin'ny mpanjaka: Jehovah Andriamanitrao anie hankasitraka anao.