2 Samuel 24:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa tsy azon’i Joaba sy ny komandin’ny miaramila nolavina ny tenin’ny mpanjaka. Dia niala teo anatrehan’ny mpanjaka i Joaba sy ny komandin’ny miaramila mba handamina ny lehilahin’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nahery ny tenin’ny mpanjaka nanoha an’i Jôaba sy ny lehiben’ny tafika, ka dia nivoaka avy teo anatrehan’ny mpanjaka i Jôaba sy ny lehiben’ny tafika, hanisa ny vahoakan’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saingy tsy azon’i Jôaba sy ireo filohan-tafika nolavina ny didin’ny mpanjaka. Nivoaka ny tranon’ny mpanjaka izy ireo ary lasa nanao ny fanisam-bahoaka teo amin’ny vahoaka israelita.
Malagasy Bible 1865
Nefa tsy azon'i Joaba sy ny komandin'ny miaramila nolavina ny tenin'ny mpanjaka. Ary Joaba sy ny komandin'ny miaramila nivoaka avy teo anatrehan'ny mpanjaka handamina ny lehilahy amin'ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa tsy azon’i Joaba sy ny komandin’ny miaramila nolavina ny tenin’ny mpanjaka. Dia niala teo anatrehan’ny mpanjaka i Joaba sy ny komandin’ny miaramila mba handamina ny lehilahin’ny Israely.
malagasy
Nefa tsy azon'i Joaba sy ny komandin'ny miaramila nolavina ny tenin'ny mpanjaka. Ary Joaba sy ny komandin'ny miaramila nivoaka avy teo anatrehan'ny mpanjaka handamina ny lehilahy amin'ny Isiraely.