2 Samuel 24:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nita an’i Jordana izy ireo ka nitoby tao Aroera eo ankavanan’ilay tanàna afovoan’ny lohasahan-driakan’i Gada ary nankany Jazera.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tafita an’i Jordany izy ireo, dia nitoby tao Arôera aloha, ankavanan’ilay tanàna, eo afovoan’ny lohasahan’i Gada, dia vao tao Jareza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niampita an’i Jôrdàna izy ireo ka nitoby tao amin’ny tanànan’i Harôhera, eo an-kavanan’ilay tanàna afovoan’ny lohasan’i Gada. Avy eo dia nankany Jazera ireo,
Malagasy Bible 1865
Ary nita an'i Jordana izy ireo ka nitoby tao Aroera eo ankavanan'ilay tanàna afovoan'ny lohasahan-driak'i Gada, dia nankany Jazera.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nita an’i Jordana izy ireo ka nitoby tao Aroera eo ankavanan’ilay tanàna afovoan’ny lohasahan-driakan’i Gada ary nankany Jazera.
malagasy
Ary nita an'i Jordana izy ireo ka nitoby tao Aroera eo ankavanan'ilay tanàna afovoan'ny lohasahan-driak'i Gada, dia nankany Jazera.