2 Samuel 24:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tonga tany Gileada, tany amin’ny tanin’i Tatima-Hodsy izy, ary tonga tany Dana-Jana ka nanodidina hatrany Sidona,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia tonga tany Galaada sy any amin’ny tanin’i Taktima-Hodsì, izy; raha efa izany dia nankany Dana-Jaana, mbamin’ny manodidina an’i Sidona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka tonga tany Gilehada tao amin’ny tanin’i Tahitîma-Hôdsy, dia nipaka tany Dana-Jahàna sy ny manodidina hatrany Tsidôna.
Malagasy Bible 1865
Dia tonga tany Gileada izy, tany amin'ny tamin'i Tatima-hodsy, dia tonga tany Danajana izy, ka nanodidina hatrany Sidona,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tonga tany Gileada, tany amin’ny tanin’i Tatima-Hodsy izy, ary tonga tany Dana-Jana ka nanodidina hatrany Sidona,
malagasy
Dia tonga tany Gileada izy, tany amin'ny tamin'i Tatima-hodsy, dia tonga tany Danajana izy, ka nanodidina hatrany Sidona,[Na: tany amin'ny tany lemaka vao azo]