2 Samuel 24:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary tonga tao Tiro, tanàna mimanda, sy tany amin’ny tanànan’ny Hivita sy ny Kananita rehetra; dia nankany Negeva any Joda hatrany Bery-Sheba izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nalehany koa i Tiro, tanàna mimanda, mbamin’ny tanànan’ny Heveanina sy ny Kananeanina rehetra dia tafapaka amin’ny Negeban’i Jodà, any Bersabea.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary tonga tao Tiro tanàna mimanda ireo sy tany amin’ny tanàna rehetra fonenan’ny Hivita sy Kanahanita, ka tafapaka hatrany Bery-Seba, ao atsimon’ny faritanin’i Joda.
Malagasy Bible 1865
ary tonga tao Tyro, tanàna mimanda, sy tany amin'ny tanànan'ny Hivita sy ny Kananita rehetra, ary dia nankany amin'ny tany atsimo izay an'ny Joda hatrany Beri-sheba izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary tonga tao Tiro, tanàna mimanda, sy tany amin’ny tanànan’ny Hivita sy ny Kananita rehetra; dia nankany Negeva any Joda hatrany Bery-Sheba izy.
malagasy
ary tonga tao Tyro, tanàna mimanda, sy tany amin'ny tanànan'ny Hivita sy ny Kananita rehetra, ary dia nankany amin'ny tany atsimo izay an'ny Joda hatrany Beri-sheba izy.