2 Samuel 24:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony efa nitety ny tany rehetra izy dia tonga tany Jerosalema, rehefa afaka sivy volana sy roapolo andro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony voatetiny ny tany rehetra dia niverina tany Jerosalema izy ireo, rehefa afaka ny sivy volana sy 20 andro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa avy nitety ny firenena manontolo izy ireo nandritra ny sivy volana sy roapolo andro, dia niverina indray tao Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Ary nony efa nitety ny tany rehetra izy, dia tonga tany Jeroselama, rehefa afaka sivy volana sy roa-polo andro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony efa nitety ny tany rehetra izy dia tonga tany Jerosalema, rehefa afaka sivy volana sy roapolo andro.
malagasy
Ary nony efa nitety ny tany rehetra izy, dia tonga tany Jeroselama, rehefa afaka sivy volana sy roa-polo andro.