2 Samuel 3:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka hampiala ny fanjakana amin’ny taranak’i Saoly aho ary hampitoetra ny sezafiandrianan’i Davida amin’ny Israely sy amin’ny Joda hatrany Dana ka hatrany Bery-Sheba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa hoesoriny amin’ny fianakavian’i Saola ny fanjakana ka hatsangany amin’i Israely sy i Jodà hatrany Dana ka hatrany Bersabea ny seza fiandrianan’i Davida.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia ny hanaisotra ny fanjakana amin’ny fianakavian’i Saoly ka hampitoetra ny sezafiandrianan’i Davida amin’i Israely sy amin’i Joda hatrany Dana ka hatratỳ Beriseba.
Malagasy Bible 1865
ka hampiala ny fanjakana amin'ny tamingan'i Saoly aho ary hampitoetra ny seza fiandrianan'i Davida amin'ny Isiraely sy amin'ny Joda hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka hampiala ny fanjakana amin’ny taranak’i Saoly aho ary hampitoetra ny sezafiandrianan’i Davida amin’ny Israely sy amin’ny Joda hatrany Dana ka hatrany Bery-Sheba.
malagasy
ka hampiala ny fanjakana amin'ny tamingan'i Saoly aho ary hampitoetra ny seza fiandrianan'i Davida amin'ny Isiraely sy amin'ny Joda hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba.