2 Samuel 3:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tsy nahavaly an’i Abnera intsony izy noho ny fahatahorany azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nahavaly an’i Abnera i Isbôseta, na indraimbava aza, fa natahotra azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy hitan’i Isbôsèta intsony izay havaly an’i Abinera noho ny fahatahorany azy.
Malagasy Bible 1865
Dia tsy nahavaly an'i Abnera intsony izy noho ny tahony azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tsy nahavaly an’i Abnera intsony izy noho ny fahatahorany azy.
malagasy
Dia tsy nahavaly an'i Abnera intsony izy noho ny tahony azy.