2 Samuel 3:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Isboseta dia nandefa iraka haka an’i Mikala tany amin’i Paltiela vadiny, zanak’i Laisy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka nampanalain’i Isbôseta i Mikola tany amin’i Faltiela vadiny, zanak’i Laïsa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Isbôsèta nampaka an’i Mikàla tany amin’i Paltiela vadiny sady zanakavavin’i Laîsy.
Malagasy Bible 1865
Ary Isboseta naniraka naka an'i Mikala tany amin'i Paltiela vadiny, zanak'i Laisy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Isboseta dia nandefa iraka haka an’i Mikala tany amin’i Paltiela vadiny, zanak’i Laisy.
malagasy
Ary Isboseta naniraka naka an'i Mikala tany amin'i Paltiela vadiny, zanak'i Laisy.