2 Samuel 3:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanaraka azy io vadiny io ka nitomany teny aorianany hatrany Bahorima. Nefa hoy i Abnera taminy: Mandehana miverina! Dia niverina izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary nanaraka azy ny lahy, nandeha sy nitomany avy ao aoriana, hatreo Batorima, fa nony mby teo, dia hoy i Abnera taminy: «Mandehana miverina.» Ka dia niverina izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanaraka azy hatrany Bahorima i Paltiela sady nitomany. Kanefa hoy i Abinera taminy: «Mandehana mody amin’izay!»; ary dia niverina izy.
Malagasy Bible 1865
Ary io vadiny io nanaraka azy ka nitomany teny aoriany hatrany Bahorima. Fa hoy Abnera taminy: Mandehana miverina. Dia niverina izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanaraka azy io vadiny io ka nitomany teny aorianany hatrany Bahorima. Nefa hoy i Abnera taminy: Mandehana miverina! Dia niverina izy.
malagasy
Ary io vadiny io nanaraka azy ka nitomany teny aoriany hatrany Bahorima. Fa hoy Abnera taminy: Mandehana miverina. Dia niverina izy.