2 Samuel 3:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niteny tamin’ny loholon’ny Israely i Abnera hoe: Efa ela izay no nitadiavanareo an’i Davida ho mpanjakanareo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy dinidinika nataon’i Abnera tamin’ny loholon’i Israely, ka hoy izy tamin’izy ireo: «Efa ela no nanirianareo an’i Davida ho mpanjakanareo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo nifampidinihan’i Abinera ny loholon ’i Israely ka nilazany hoe: –Ela izay nanirianareo an’i Davida ho mpanjakanareo izay.
Malagasy Bible 1865
Ary Abnera efa niteny tamin'ny loholon'ny Isiraely hoe: Efa ela izay no nitadiavanareo an'i Davida ho mpanjakanareo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niteny tamin’ny loholon’ny Israely i Abnera hoe: Efa ela izay no nitadiavanareo an’i Davida ho mpanjakanareo;
malagasy
Ary Abnera efa niteny tamin'ny loholon'ny Isiraely hoe: Efa ela izay no nitadiavanareo an'i Davida ho mpanjakanareo;