2 Samuel 3:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa tanteraho izany ankehitriny, fa NY TOMPO efa nilaza an’i Davida hoe: Amin’ny tanan’i Davida mpanompoko no hamonjeko ny Israely oloko ho afaka amin’ny tanan’ny Filistina sy amin’ny tanan’ny fahavalony rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
koa misikìna àry ankehitriny, fa i Iaveh nilaza tamin’i Davida hoe: Amin’ny tanan’i Davida, mpanompoko, no hanafahako an’i Israely vahoakako amin’ny tanan’ny Filistinina, sy amin’ny tanan’ny fahavalony rehetra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa tanteraho izany ankehitriny, satria ny TOMPO efa nilaza tamin’i Davida hoe: «Amin’ny alalan’i Davida mpanompoko no hanafahako ny Israely vahoakako amin’ny herin’ny Filistinina sy ny fahavalony rehetra.»
Malagasy Bible 1865
koa tanteraho izany ankehitriny, fa Jehovah efa nilaza an'i Davida hoe: Amin'ny tànan'i Davida mpanompoko no hamonjeko ny Isiraely oloko ho afaka amin'ny tanan'ny Filistina sy amin'ny tanan'ny fahavalony rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa tanteraho izany ankehitriny, fa NY TOMPO efa nilaza an’i Davida hoe: Amin’ny tanan’i Davida mpanompoko no hamonjeko ny Israely oloko ho afaka amin’ny tanan’ny Filistina sy amin’ny tanan’ny fahavalony rehetra.
malagasy