2 Samuel 3:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niteny tamin’ny Benjaminita koa i Abnera, avy eo dia lasa izy hilaza amin’i Davida tao Hebrona izay rehetra tian’ny Israely sy ny taranak’i Benjamina rehetra hatao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary niresaka tamin’i Benjamina koa i Abnera, ary lasa i Abnera hilaza ho henon’i Davida any Hebrôna izay noheverin’i Israely sy ny taranak’i Benjamina rehetra ho mety.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niresaka izany tamin’ny Benjaminita koa i Abinera; ary avy eo nankany Hebrôna izy mba hilaza amin’i Davida ny faneken’ny Benjaminita sy ny Israelita hafa.
Malagasy Bible 1865
Ary Abnera efa niteny tamin'ny Benjamita koa, ary lasa izy hilaza amin'i Davida ao Hebrona koa izay rehetra tian'ny Isiraely sy ny taranak'i Benjamina rehetra hatao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niteny tamin’ny Benjaminita koa i Abnera, avy eo dia lasa izy hilaza amin’i Davida tao Hebrona izay rehetra tian’ny Israely sy ny taranak’i Benjamina rehetra hatao.
malagasy
Ary Abnera efa niteny tamin'ny Benjamita koa, ary lasa izy hilaza amin'i Davida ao Hebrona koa izay rehetra tian'ny Isiraely sy ny taranak'i Benjamina rehetra hatao.