2 Samuel 3:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niteraka zazalahy tao Hebrona i Davida. I Amnona no lahimatoany, tamin’i Ahinoama jezirelita;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niteraka lahy maro i Davida tao Hebrôna; i Amôna naterak’i Akinôama avy any Jezraela no lahimatoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Zanakalahy maro no naterak’i Davida tao Hebrôna. Ny voalohany tamin’izany dia i Amnôna zanany tamin’i Ahinôhama avy any Jizrehela;
Malagasy Bible 1865
Ary Davida niteraka zazalahy tao Hebrona: koa Amnona, tamin'i Ahinoama Jezirelita, no lahimatoany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niteraka zazalahy tao Hebrona i Davida. I Amnona no lahimatoany, tamin’i Ahinoama jezirelita;
malagasy
Ary Davida niteraka zazalahy tao Hebrona: koa Amnona, tamin'i Ahinoama Jezirelita, no lahimatoany;