2 Samuel 3:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tonga tany amin’i Davida tao Hebrona i Abnera sy olona roapolo lahy nanaraka azy. Ary nanao fanasana ho an’i Abnera sy ny olona nanaraka azy i Davida.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia tonga tany amin’i Davida, tany Hebrôna i Abnera, nomban’olona roapolo lahy. Ary nanao fanasana ho an’i Abnera sy ho an’ny olona nanaraka azy i Davida.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia tonga tany amin’i Davida tao Hebrôna i Abinera niaraka tamin’ny lehilahy roapolo, ka nanaovan’i Davida fanasana.
Malagasy Bible 1865
Dia tonga tany amin'i Davida tao Hebrona Abnera sy olona roa-polo lahy nanaraka azy. Ary nanao fanasana ho an'i Abnera sy ny olona nanaraka azy Davida.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tonga tany amin’i Davida tao Hebrona i Abnera sy olona roapolo lahy nanaraka azy. Ary nanao fanasana ho an’i Abnera sy ny olona nanaraka azy i Davida.
malagasy
Dia tonga tany amin'i Davida tao Hebrona Abnera sy olona roa-polo lahy nanaraka azy. Ary nanao fanasana ho an'i Abnera sy ny olona nanaraka azy Davida.