2 Samuel 3:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nankao amin’ny mpanjaka i Joaba ka niteny hoe: Inona izany nataonao izany? Nahoana no efa tonga teto aminao i Abnera ka nalefanao fotsiny ary afaka soa amantsara?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nankao amin’ny mpanjaka i Jôaba ka nanao hoe: «Inona no nataonao? Tonga teto aminao i Abnera, ka nahoana no nalefanao sy navelanao handeha? Fantatro anefa i Abnera zanak’i Nera.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nankao amin’ny mpanjaka i Jôaba ka nanao taminy hoe: –Fa inona izany nataonao izany? Tonga teo aminao i Abinera, ka nahoana no navelanao handeha fotsiny?
Malagasy Bible 1865
Ary Joaba nankao amin'ny mpanjaka ka nanao hoe: Inona izany nataonao izany? Nahoana no efa tonga teto aminao Abnera ka nalefanao fotsiny, ka dia afaka soa aman-tsara izy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nankao amin’ny mpanjaka i Joaba ka niteny hoe: Inona izany nataonao izany? Nahoana no efa tonga teto aminao i Abnera ka nalefanao fotsiny ary afaka soa amantsara?
malagasy
Ary Joaba nankao amin'ny mpanjaka ka nanao hoe: Inona izany nataonao izany? Nahoana no efa tonga teto aminao Abnera ka nalefanao fotsiny, ka dia afaka soa aman-tsara izy?