2 Samuel 3:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fantatrao anefa ny amin’i Abnera, zanak’i Nera, fa hamitaka anao no nahatongavany mba hahafantarany ny fihetsikao rehetra sy hahafantarany izay rehetra ataonao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny hamitaka anao no nahatongavany tatỳ ary hitsikilo ny fanaonao sy hahalala ny ataonao rehetra!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatrao tsara anefa i Abinera zanakalahin’i Nera, fa ny hamitaka anao sy hitsikilo izay alehanao ary hahalala izay ataonao rehetra no nahatongavany!
Malagasy Bible 1865
Fantatrao anefa ny amin'i Abnera, zanak'i Nera, fa hamitaka anao no nahatongavany hahalalany ny ivoahanao sy ny idiranao ary hahalalany izay rehetra ataonao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fantatrao anefa ny amin’i Abnera, zanak’i Nera, fa hamitaka anao no nahatongavany mba hahafantarany ny fihetsikao rehetra sy hahafantarany izay rehetra ataonao.
malagasy
Fantatrao anefa ny amin'i Abnera, zanak'i Nera, fa hamitaka anao no nahatongavany hahalalany ny ivoahanao sy ny idiranao ary hahalalany izay rehetra ataonao.