2 Samuel 3:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niala teo amin’i Davida i Joaba ka nandefa iraka hanaraka an’i Abnera ary nitondra azy niverina avy tany amin’ny lavaka famorian-drano atao hoe Siraha ireo, nefa tsy fantatr’i Davida izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony avy eo amin’i Davida i Jôaba dia naniraka olona hanara-dia an’i Abnera, ka avy amin’ny famorian-drano any Sira no nitondrany azy miverina; tsy fantatr’i Davida velively anefa izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nivoaka avy tao amin’i Davida i Jôaba ary naniraka olona hanaraka an’i Abinera. Avy teo amin’ny lavaka famorian-drano atao hoe Sirà no nitondran’ireo azy niverina; nefa tsy fantatr’i Davida velively izany.
Malagasy Bible 1865
Dia nivoaka Joaba avy tao amin'i Davida ka naniraka olona hanaraka an'i Abnera, ary nitondra azy niverina avy any amin'ny lavaka famorian-drano atao hoe Siraha ireo: nefa tsy fantatr'i Davida izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niala teo amin’i Davida i Joaba ka nandefa iraka hanaraka an’i Abnera ary nitondra azy niverina avy tany amin’ny lavaka famorian-drano atao hoe Siraha ireo, nefa tsy fantatr’i Davida izany.
malagasy
Dia nivoaka Joaba avy tao amin'i Davida ka naniraka olona hanaraka an'i Abnera, ary nitondra azy niverina avy any amin'ny lavaka famorian-drano atao hoe Siraha ireo: nefa tsy fantatr'i Davida izany.