2 Samuel 3:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa afaka izany dia nahare i Davida ka hoy izy: Tsy manan-tsiny mandrakizay eo anatrehan’NY TOMPO ny amin’ny ran’i Abnera, zanak’i Nera izaho sy ny fanjakako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ren’i Davida izany, tatỳ aoriana, ka hoy izy: «Tsy manan-tsiny mandrakizay eo anatrehan’i Iaveh aho sy ny fanjakako, ny amin’ny ran’i Abnera zanak’i Nera.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa ren’i Davida izany tatỳ aoriana, dia hoy izy hoe: –Afa-tsiny mandrakizay eo anatrehan’ny TOMPO izaho sy ny fanjakako ny amin’ny nahafatesan’i Abinera zanakalahin’i Nera.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa afaka izany, dia nahare Davida, ka hoy izy: Tsy manan-keloka mandrakizay eo anatrehan'i Jehovah izaho sy ny fanjakako ny amin'ny ran'i Abnera, zanak'i Nera.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa afaka izany dia nahare i Davida ka hoy izy: Tsy manan-tsiny mandrakizay eo anatrehan’NY TOMPO ny amin’ny ran’i Abnera, zanak’i Nera izaho sy ny fanjakako.
malagasy
Ary rehefa afaka izany, dia nahare Davida, ka hoy izy: Tsy manan-keloka mandrakizay eo anatrehan'i Jehovah izaho sy ny fanjakako ny amin'ny ran'i Abnera, zanak'i Nera.

Recommended Reading