2 Samuel 3:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy izany no namonoan’i Joaba sy Abisay rahalahiny an’i Abnera noho ny namonoany an’i Asahela rahalahiny tamin’ny ady tao Gibeona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia toy izany no namonoan’i Jôaba sy i Abisaia rahalahiny an’i Abnera, noho ny namonoany an’i Asaela rahalahiny tany Gabaôna tamin’ny ady.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy izany no namonoan’i Jôaba sy i Abisay rahalahiny an’i Abinera ho faty noho ny namonoany an’i Asahela rahalahiny tamin’ny ady tao Gibehôna.
Malagasy Bible 1865
Toy izany no namonoan'i Joaba sy Abisay rahalahiny an'i Abnera noho ny namonoany an'i Asahela rahalahiny tao Gibeona tamin'ny ady.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy izany no namonoan’i Joaba sy Abisay rahalahiny an’i Abnera noho ny namonoany an’i Asahela rahalahiny tamin’ny ady tao Gibeona.
malagasy
Toy izany no namonoan'i Joaba sy Abisay rahalahiny an'i Abnera noho ny namonoany an'i Asahela rahalahiny tao Gibeona tamin'ny ady.