2 Samuel 3:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Davida tamin’i Joaba sy ny olona rehetra izay teo aminy: Triaro ny fitafianareo ary misikìna lamba fisaonana ka aoka hisaona eo anoloan’i Abnera ianareo. Dia nanaraka ny tranovorona i Davida mpanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Davida tamin’i Jôaba sy ny vahoaka rehetra teo aminy: «Triaro ny fitafianareo, misikìna lasàka, ary aoka hisaona eo alohan’i Abnera ianareo.» Dia nandeha teo aorian’ny tranovorona i Davida mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Davida tamin’i Jôaba sy ny olona rehetra niaraka taminy: – Triatriaro ny akanjonareo, ka mitafia gony ary aoka hanao fisaonana an’i Abinera ianareo. Nanaraka taorian’ny tranovorona i Davida mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Davida tamin'i Joaba sy ny olona rehetra izay teo aminy: Triaro ny fitafianareo, ary misikìna lamba fisaonana, ka aoka hisaona eo anolohan'i Abnera ianareo. Ary Davida mpanjaka nanaraka ny tranovorona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Davida tamin’i Joaba sy ny olona rehetra izay teo aminy: Triaro ny fitafianareo ary misikìna lamba fisaonana ka aoka hisaona eo anoloan’i Abnera ianareo. Dia nanaraka ny tranovorona i Davida mpanjaka.
malagasy
Ary hoy Davida tamin'i Joaba sy ny olona rehetra izay teo aminy: Triaro ny fitafianareo, ary misikìna lamba fisaonana, ka aoka hisaona eo anolohan'i Abnera ianareo. Ary Davida mpanjaka nanaraka ny tranovorona.[Heb. lamba malailay]