2 Samuel 3:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanao hira fisaonana an’i Abnera ny mpanjaka hoe: Tahaka ny fahafatesan’ny adala va no tokony ho nahafatesan’i Abnera?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao hira fisaonana an’i Abnera ny mpanjaka nanao hoe: «Toy ny fahafatin’adala va no tokony ho nahafatesan’i Abnera?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanao izao hira fisaonana an’i Abinera izao ny mpanjaka: Nahoana no tahaka ny fahafatesan’ny adala no nahafatesanao, ry Abinera?
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpanjaka nanao hira fisaonana an'i Abnera hoe: Tahaka ny fahafatesan'ny adala va no tokony ho nahafatesan'i Abnera?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanao hira fisaonana an’i Abnera ny mpanjaka hoe: Tahaka ny fahafatesan’ny adala va no tokony ho nahafatesan’i Abnera?
malagasy
Ary ny mpanjaka nanao hira fisaonana an'i Abnera hoe: Tahaka ny fahafatesan'ny adala va no tokony ho nahafatesan'i Abnera?