2 Samuel 3:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tananao dia tsy nifatotra ary ny tongotrao dia tsy nigadra; fa tahaka ny fiankarapok’izay asian’ny olon-dratsy no niankarapohanao. Ary mbola nitomany azy indray ny vahoaka rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nifatotra ny tananao, tsy nigadra ny tongotrao, Fa toy ny fahavalon’olona sehatra ny olon-dratsy ny nahalavo anao!» Dia nanohy nigogogogo nitomany an’i Abnera ny vahoaka rehetra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nifatotra tongotra aman-tanana ianao, nefa maty toy ny olona matin’ny jiolahy. Dia mbola nitomany azy indray ny vahoaka rehetra teo.
Malagasy Bible 1865
Ny tananao tsy nifatotra, ary ny tongotrao tsy nigadra; Fa tahaka ny fikarapok'izay asian'ny olon-dratsy no nikarapohanao. Ary ny vahoaka rehetra dia mbola nitomany azy indray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tananao dia tsy nifatotra ary ny tongotrao dia tsy nigadra; fa tahaka ny fiankarapok’izay asian’ny olon-dratsy no niankarapohanao. Ary mbola nitomany azy indray ny vahoaka rehetra.
malagasy
Ny tananao tsy nifatotra, ary ny tongotrao tsy nigadra; Fa tahaka ny fikarapok'izay asian'ny olon-dratsy no nikarapohanao. Ary ny vahoaka rehetra dia mbola nitomany azy indray.