2 Samuel 3:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Azon’ny vahoaka rehetra ny hevitr’izany ka nankasitrahany, tahaka ny nankasitrahany izay rehetra nataon’ny mpanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitan’ny vahoaka rehetra tsara izany, ka nankasitrahiny, toy ny nankasitrahany an’izay rehetra nataon’ny mpanjaka koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary azon’ny vahoaka rehetra ny hevitr’izany ka nankasitrahiny; sady izay rehetra nataon’ny mpanjaka moa dia nankasitrahin’ny vahoaka.
Malagasy Bible 1865
Ary azon'ny vahoaka rehetra ny hevitr'izany ka nankasitrahany, dia tahaka ny nankasitrahany izay rehetra nataon'ny mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Azon’ny vahoaka rehetra ny hevitr’izany ka nankasitrahany, tahaka ny nankasitrahany izay rehetra nataon’ny mpanjaka.
malagasy
Ary azon'ny vahoaka rehetra ny hevitr'izany ka nankasitrahany, dia tahaka ny nankasitrahany izay rehetra nataon'ny mpanjaka.