2 Samuel 3:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fantatry ny vahoaka rehetra sy ny Israely rehetra ary tamin’io andro io fa tsy avy tamin’ny mpanjaka no nahafaty an’i Abnera, zanak’i Nera.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fantatry ny vahoaka rehetra sy i Israely rehetra, tamin’izany andro izany fa tsy mba avy amin’ny mpanjaka velively ny namonoana an’i Abnera, zanak’i Nera.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa fantatry ny vahoakan’i Joda manontolo sy ny Israelita rehetra tamin’io andro io fa tsy baiko avy amin’ny mpanjaka mihitsy no nahafaty an’i Abinera zanakalahin’i Nera.
Malagasy Bible 1865
Ka dia fantatry ny vahoaka rehetra sy ny Isiraely rehetra tamin'izany andro izany fa tsy avy tamin'ny mpanjaka no nahafaty an'i Abnera, zanak'i Nera.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fantatry ny vahoaka rehetra sy ny Israely rehetra ary tamin’io andro io fa tsy avy tamin’ny mpanjaka no nahafaty an’i Abnera, zanak’i Nera.
malagasy
Ka dia fantatry ny vahoaka rehetra sy ny Isiraely rehetra tamin'izany andro izany fa tsy avy tamin'ny mpanjaka no nahafaty an'i Abnera, zanak'i Nera.