2 Samuel 3:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ny mpanjaka tamin’ny mpanompony: Tsy fantatrareo va fa mpitari-tafika sady lehilahy malaza no maty androany tao amin’ny Israely?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy ny mpanjaka tamin’ny mpanompony: «Tsy fantatrareo va fa mpifehy ary lehilahy ambony amin’i Israely no maty androany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy koa ny mpanjaka tamin’ireo mpanompony: –Tsy fantatrareo va fa komandy sady lehilahy malaza teo amin’i Israely no maty androany?
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny mpanjaka tamin'ny mpanompony: Tsy fantatrareo va fa komandy sady lehilahy malaza no maty androany tamin'ny Isiraely?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ny mpanjaka tamin’ny mpanompony: Tsy fantatrareo va fa mpitari-tafika sady lehilahy malaza no maty androany tao amin’ny Israely?
malagasy
Ary hoy ny mpanjaka tamin'ny mpanompony: Tsy fantatrareo va fa komandy sady lehilahy malaza no maty androany tamin'ny Isiraely?Ary tsy mbola manan-kery loatra aho izao, na dia mpanjaka efa voahosotra aza; ary ireo zanak'i Zeroia ireo dia mahery sata loatra amiko; Jehovah anie hamaly izay nanao izao ratsy izao araka ny ratsy nataony.