2 Samuel 3:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Adonia ny fahefatra, zanak’i Hagita; ny fahadimy dia i Sefatia, zanak’i Abitala;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Adoniasy zanak’i Hagita, no fahefatra; i Safatià zanak’i Abitala, no fahadimy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny fahefatra dia i Adônià zanakalahin’i Hagita; ny fahadimy dia i Sefatià zanakalahin’i Abitala;
Malagasy Bible 1865
ary ny fahefatra dia Adonia, zanak'i Hagita; ary ny fahadimy dia Sefatia, zanak'i Abitala;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Adonia ny fahefatra, zanak’i Hagita; ny fahadimy dia i Sefatia, zanak’i Abitala;
malagasy
ary ny fahefatra dia Adonia, zanak'i Hagita; ary ny fahadimy dia Sefatia, zanak'i Abitala;