2 Samuel 3:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary i Jitreama no fahenina, zanany tamin’i Egla, vadin’i Davida. Ireo no naterak’i Davida tao Hebrona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Jetraama naterak’i Eglà vadin’i Davida, no fahenina. Ireo no zazalahy naterak’i Davida tao Hebrôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary ny fahenina dia i Jitrehama zanany tamin’i Heglà izay vadin’i Davida koa. Ireo avy no zanakalahy naterak’i Davida tao Hebrôna.
Malagasy Bible 1865
ary ny fahenina dia Jitreama, tamin'i Egla, vadin'i Davida. Ireo no naterak'i Davida tao Hebrona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary i Jitreama no fahenina, zanany tamin’i Egla, vadin’i Davida. Ireo no naterak’i Davida tao Hebrona.
malagasy
ary ny fahenina dia Jitreama, tamin'i Egla, vadin'i Davida. Ireo no naterak'i Davida tao Hebrona.