2 Samuel 3:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mbola niady ny taranak’i Davida sy ny taranak’i Saoly dia nampiseho hery niandany tamin’ny taranak’i Saoly i Abnera.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny andro niadian’ny fianakavian’i Saola sy ny fianakavian’i Davida, dia nihamahery i Abnera tao amin’ny tranon’i Saola.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mbola niady hatrany ireo mpomba an’i Saoly sy ireo mpomba an’i Davida, dia nanamafy ny heriny i Abinera teo amin’ny mpomba an’i Saoly.
Malagasy Bible 1865
Ary raha mbola niady ny tamingan'i Davida sy ny tamingan'i Saoly, Abnera dia nampiseho hery niandany tamin'ny tamingan'i Saoly.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mbola niady ny taranak’i Davida sy ny taranak’i Saoly dia nampiseho hery niandany tamin’ny taranak’i Saoly i Abnera.
malagasy
Ary raha mbola niady ny tamingan'i Davida sy ny tamingan'i Saoly, Abnera dia nampiseho hery niandany tamin'ny tamingan'i Saoly.