2 Samuel 3:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanana vady tsindrano i Saoly, i Rizpa no anarany, zanakavavin’i Aia. Niteny tamin’i Abnera anefa Isboseta hoe: Nahoana no nalainao ny vady tsindranon’Ikaky?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nisy vaditsindranon’i Saola anankiray natao hoe Resfà zanaka vavin’i Aià; ary hoy i Isbôseta tamin’i Abnera hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Saoly nanana vaditsindrano natao hoe Ritsepà zanakavavin’i Aià. Ka hoy i Isbôseta tamin’i Abinera: –Nahoana ianao no nandry tamin’ny vaditsindranon-draiko?
Malagasy Bible 1865
(Ary Saoly nanana vaditsindrano, Rizpa no anarany, zanakavavin'i Aia) Kanefa Isboseta niteny tamin'i Abnera hoe: Nahoana no nalainao ny vaditsindranon'ikaky?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanana vady tsindrano i Saoly, i Rizpa no anarany, zanakavavin’i Aia. Niteny tamin’i Abnera anefa Isboseta hoe: Nahoana no nalainao ny vady tsindranon’Ikaky?
malagasy
(Ary Saoly nanana vaditsindrano, Rizpa no anarany, zanakavavin'i Aia) Kanefa Isboseta niteny tamin'i Abnera hoe: Nahoana no nalainao ny vaditsindranon'ikaky?