2 Samuel 3:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hataon’Andriamanitra amin’i Abnera anie izany, eny, mihoatra noho izany aza, raha tsy hataoko aminy araka ny nianianan’NY TOMPO tamin’i Davida
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoentin’Andriamanitra amin’izay ngidiny indrindra anie i Abnera raha tsy hataoko amin’i Davida araka izay nianianan’i Iaveh taminy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hosazin’Andriamanitra mafy tokoa anie izaho Abinera, raha tsy hataoko amin’i Davida izay nianianan’ny TOMPO taminy,
Malagasy Bible 1865
Hataon'Andriamanitra amin'i Abnera anie izany, eny, mihoatra noho izany aza, raha tsy hataoko aminy araka ny nianianan'i Jehovah tamin'i Davida,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hataon’Andriamanitra amin’i Abnera anie izany, eny, mihoatra noho izany aza, raha tsy hataoko aminy araka ny nianianan’NY TOMPO tamin’i Davida
malagasy
Hataon'Andriamanitra amin'i Abnera anie izany, eny, mihoatra noho izany aza, raha tsy hataoko aminy araka ny nianianan'i Jehovah tamin'i Davida,