2 Samuel 4:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy roa lahy, lehiben’ny mpiadin’ny zanakalahin’i Saoly; i Bana no anaran’ny iray ary Rekaba no anaran’ny iray, samy zanak’i Rimona berotita tamin’ny taranak’i Benjamina ireo satria i Berota koa natao ho isan’ny an’i Benjamina;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Roa no lehiben’ny antokon’olon’ny zanaka lahin’i Saola, dia i Baanà ny anankiray, ary i Rekaba ny anankiray, samy zanak’i Remôna avy ao Berôta amin’ny taranak’i Benjamina. Fa natao isan’i Benjamina koa i Berôta,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ity zanakalahin’i Saoly ity dia nanana lehiben’andia-miaramila; ka ny roalahy tamin’ireo lehibe ireo, dia i Bahanà sy i Rekaba samy zanakalahin’i Rimôna avy any Beerôta sady Benjaminita; satria natao ho isan’i Benjamîna koa i Beerôta,
Malagasy Bible 1865
Ary nisy roa lahy, lehiben'ny mpitohan'ny zanakalahin'i Saoly, Bana no anaran'ny iray, ary Rekaba no anaran'ny iray, samy zanak'i Rimona Berotita tamin'ny taranak'i Benjamina (fa Berota koa natao ho isan'ny an'i Benjamina;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy roa lahy, lehiben’ny mpiadin’ny zanakalahin’i Saoly; i Bana no anaran’ny iray ary Rekaba no anaran’ny iray, samy zanak’i Rimona berotita tamin’ny taranak’i Benjamina ireo satria i Berota koa natao ho isan’ny an’i Benjamina;
malagasy