2 Samuel 4:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandeha i Rekaba sy i Bana, zanak’i Rimona berotita; koa rehefa nafana ny andro dia tonga tao an-tranon’Isboseta izy ireo, tamin’ilay izy nandrinandry tamin’ny antoandro iny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tonga i Rekaba sy i Baanà zanak’i Remôna avy any Berôta, ka nony tamin’ilay andro nigaingaina iny indrindra, dia niditra tao an-tranon’i Isbôseta izay nandrinandry niala sasatra tamin’ny misasaka andro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nankany an-tranon’i Isbôsèta i Rekaba sy i Bahanà zanakalahin’i Rimôna avy any Beerôta, ary tonga tany tokony ho tamin’ny mitataovovonana, dia ilay mafana be iny indrindra. Teo am-pialan-tsasatra i Isbôsèta tamin’izay.
Malagasy Bible 1865
Ary Rekaba sy Bana, zanak'i Rimona Berotita, nandeha; ka rehefa nafana ny andro, dia tonga tao an-tranon'Isboseta, tamin'ilay izy nandriandry tamin'ny antoandro iny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandeha i Rekaba sy i Bana, zanak’i Rimona berotita; koa rehefa nafana ny andro dia tonga tao an-tranon’Isboseta izy ireo, tamin’ilay izy nandrinandry tamin’ny antoandro iny.
malagasy
Ary Rekaba sy Bana, zanak'i Rimona Berotita, nandeha; ka rehefa nafana ny andro, dia tonga tao an-tranon'Isboseta, tamin'ilay izy nandriandry tamin'ny antoandro iny.