2 Samuel 4:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Davida tamin’i Rekaba sy i Bana rahalahiny, zanak’i Rimona berotita: Raha velona koa NY TOMPO, izay namonjy ahy tamin’ny fahoriana rehetra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ny navalin’i Davida tamin’i Rekaba sy i Baanà rahalahiny, zana-dRemôna, avy any Berôta: «Velona i Iaveh, izay nanafaka ahy tamin’ny loza rehetra!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Davida namaly an’i Rekaba sy i Bahanà mirahalahy, samy zanak’i Rimôna avy any Beerôta: –Velona ny TOMPO Izay nanafaka ahy tamin’ny loza rehetra,
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Davida tamin'i Rekaba sy Bana rahalahiny, zanak'i Rimona Berotita: Raha velona koa Jehovah, Izay namonjy ahy tamin'ny fahoriana rehetra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Davida tamin’i Rekaba sy i Bana rahalahiny, zanak’i Rimona berotita: Raha velona koa NY TOMPO, izay namonjy ahy tamin’ny fahoriana rehetra,
malagasy
Ary hoy Davida tamin'i Rekaba sy Bana rahalahiny, zanak'i Rimona Berotita: Raha velona koa Jehovah, Izay namonjy ahy tamin'ny fahoriana rehetra,