2 Samuel 5:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tonga tao amin’i Davida tao Hebrona ny firenen’Israely rehetra ka niteny hoe: Indreto izahay, fa taolanao sy nofonao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tonga amin’i Davida tany Hebrôna ny fokon’i Israely rehetra ka nanao hoe: «Indreto izahay, fa taolanao sy nofonao ihany izahay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia tonga tao amin’i Davida tao Hebrôna ny fokon’i Israely rehetra ka nanao taminy hoe: –Indreto izahay havanao sy tapakao.
Malagasy Bible 1865
Dia tonga tao amin'i Davida tao Hebrona ny firenen'Isiraely rehetra ka nanao hoe: Indreto izahay, fa taolanao sy nofonao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tonga tao amin’i Davida tao Hebrona ny firenen’Israely rehetra ka niteny hoe: Indreto izahay, fa taolanao sy nofonao.
malagasy
[Ny nanosorana an'i Davida ho mpanjakan'ny Isiraely rehetra, sy ny nahazoany an'i Jerosalema ho renivohitry ny fanjakany] Dia tonga tao amin'i Davida tao Hebrona ny firenen'Isiraely rehetra ka nanao hoe: Indreto izahay, fa taolanao sy nofonao.