2 Samuel 5:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia fantatr’i Davida fa NY TOMPO no nampitoetra azy ho mpanjakan’ny Israely ka nanandratra ny fanjakany noho ny amin’ny Israely olony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia fantatr’i Davida fa naraikitr’i Iaveh ho mpanjakan’i Israely izy, ary ny fanjakany koa nasandrany, noho i Israely vahoakany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatr’i Davida fa ny TOMPO no efa nampanjaka azy tamin’i Israely ary nanandratra ny fanjakany noho ny amin’i Israely vahoakany.
Malagasy Bible 1865
Dia fantatr'i Davida fa Jehovah efa nampitoetra azy ho mpanjakan'ny Isiraely ka nanandratra ny fanjakany noho ny amin'ny Isiraely olony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia fantatr’i Davida fa NY TOMPO no nampitoetra azy ho mpanjakan’ny Israely ka nanandratra ny fanjakany noho ny amin’ny Israely olony.
malagasy
Dia fantatr'i Davida fa Jehovah efa nampitoetra azy ho mpanjakan'ny Isiraely ka nanandratra ny fanjakany noho ny amin'ny Isiraely olony.