2 Samuel 5:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mbola naka vady tsindrano sy vady hafa tany Jerosalema koa i Davida rehefa tonga avy tany Hebrona; ary nisy zanakalahy sy zanakavavy koa naterak’i Davida.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Naka vaditsindrano sy vady koa i Davida, tany Jerosalema, nony tonga avy any Hebrôna izy, ka niteraka zazalahy aman-jazavavy indray i Davida.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa niala tao Hebrôna ka tonga tany Jerosalema i Davida, dia mbola naka vaditsindrano sy vady hafa koa izay niterahany zanakalahy sy zanakavavy.
Malagasy Bible 1865
Ary Davida mbola naka vaditsindrano sy vady koa tany Jerosalema, rehefa tonga avy tany Hebrona izy; ary dia nisy zanakalahy sy zanakavavy koa naterak'i Davida.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mbola naka vady tsindrano sy vady hafa tany Jerosalema koa i Davida rehefa tonga avy tany Hebrona; ary nisy zanakalahy sy zanakavavy koa naterak’i Davida.
malagasy
Ary Davida mbola naka vaditsindrano sy vady koa tany Jerosalema, rehefa tonga avy tany Hebrona izy; ary dia nisy zanakalahy sy zanakavavy koa naterak'i Davida.