2 Samuel 5:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no anaran’ny naterany tany Jerosalema: Samoa, Sobaba, Natana, Solomona,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireto no anaran’ireo naterany tany Jerosalema:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireto avy no anaran’izay naterany tany Jerosalema: i Samòa sy i Sôbaba, i Natàna sy i Salômôna,
Malagasy Bible 1865
Ary izao no anaran'ny naterany tany Jerosalema: Samoa sy Sobaba sy Natana sy Solomona
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no anaran’ny naterany tany Jerosalema: Samoa, Sobaba, Natana, Solomona,
malagasy
Ary izao no anaran'ny naterany tany Jerosalema: Samoa sy Sobaba sy Natana sy Solomona