2 Samuel 5:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanontany NY TOMPO i Davida hoe: Hiakatra hamely ny Filistina va aho? Hatolotrao eo an-tanako va izy? Dia hoy NY TOMPO tamin’i Davida: Miakara, fa hatolotro eo an-tananao tokoa ny Filistina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka nanontany an’i Iaveh i Davida, nanao hoe: «Hiakatra hamely ny Filistinina va aho? Hatolotrao eo an-tanako va izy?» Ary hoy i Iaveh tamin’i Davida: «Miakara fa hatolotro eo an-tananao tokoa ny Filistinina.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanontany ny TOMPO i Davida nanao hoe: –Hiakatra hanafika ny Filistinina ve aho? Hatolotrao eo an-tanako ve izy ireo? Dia hoy ny TOMPO namaly an’i Davida: –Eny, miakara fa hatolotro eo an-tananao tokoa ny Filistinina.
Malagasy Bible 1865
Ary Davida nanontany tamin'i Jehovah hoe: Hiakatra hamely ny Filistina va aho? Hatolotrao eo an-tanako va izy? Dia hoy Jehovah tamin'i Davida: Miakara, fa hatolotro eo an-tananao tokoa ny Filistina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanontany NY TOMPO i Davida hoe: Hiakatra hamely ny Filistina va aho? Hatolotrao eo an-tanako va izy? Dia hoy NY TOMPO tamin’i Davida: Miakara, fa hatolotro eo an-tananao tokoa ny Filistina.
malagasy
Ary Davida nanontany tamin'i Jehovah hoe: Hiakatra hamely ny Filistina va aho? Hatolotrao eo an-tanako va izy? Dia hoy Jehovah tamin'i Davida: Miakara, fa hatolotro eo an-tananao tokoa ny Filistina.