2 Samuel 5:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nilaozan’izy ireo tao ny sampiny ka lasan’i Davida sy ny olony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Navelan’izy ireo tao ny sampiny, ka nentin’i Davida sy ny olony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nilaozan’ny Filistinina teo ny sampiny, ka nalain’i Davida sy ny olony.
Malagasy Bible 1865
Ary nilaozany tao ny sampiny, ka dia lasan'i Davida sy ny olony ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nilaozan’izy ireo tao ny sampiny ka lasan’i Davida sy ny olony.
malagasy
Ary nilaozany tao ny sampiny, ka dia lasan'i Davida sy ny olony ireny.