2 Samuel 5:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niakatra indray ny Filistina ka nihahakahaka teny amin’ny lohasahan’ny Refaìta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niakatra indray ny Filistinina, ka nihahaka teo amin’ny lohasahan’i Refaima.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mbola niverina niakatra teo amin’ny lohasahan’ny Refaîta indray ny Filistinina ka niparitaka teo.
Malagasy Bible 1865
Ary niakatra indray ny Filistina ka nihahakahaka teny amin'ny Lohasahan'ny Refaita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niakatra indray ny Filistina ka nihahakahaka teny amin’ny lohasahan’ny Refaìta.
malagasy
Ary niakatra indray ny Filistina ka nihahakahaka teny amin'ny Lohasahan'ny Refaita.