2 Samuel 5:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanontany NY TOMPO i Davida ka novaliny hoe: Aza mandeha; fa hodidino avy eo aoriana izy ka ho tonga eo aminy tandrifin’ny hazo balisama ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka nanontany an’i Iaveh i Davida, sy novaliany hoe: «Aza miakatra fa hodidino avy any aoriana izy dia hirotsaka aminy, avy arỳ amin’ny balsamie, ianao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanontany ny TOMPO indray i Davida ka novaliany hoe: –Aza miakatra fa hodidino avy any aoriana izy, dia hanatona azy avy eo amin’ny tandrifin’ny foto-boaroihazo ianao.
Malagasy Bible 1865
Ary nanontany tamin'i Jehovah Davida, ka novaliany hoe: Aza mandeha; fa hodidino avy eo aoriana izy, ka ho tonga eo aminy ianao eo amin'ny tandrifin'ny hazo balsama.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanontany NY TOMPO i Davida ka novaliny hoe: Aza mandeha; fa hodidino avy eo aoriana izy ka ho tonga eo aminy tandrifin’ny hazo balisama ianao.
malagasy
Ary nanontany tamin'i Jehovah Davida, ka novaliany hoe: Aza mandeha; fa hodidino avy eo aoriana izy, ka ho tonga eo aminy ianao eo amin'ny tandrifin'ny hazo balsama.