2 Samuel 5:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanatanteraka araka ny nandidian’NY TOMPO azy i Davida ka namely ny Filistina hatrany Geba ka hatrany akaikin’i Gezera.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanao araka izany i Davida, araka ny nandidian’i Iaveh azy, ka nandresy ny Filistinina hatrany Gabea ka hatrany Gazera.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanao araka ny nandidian’ny TOMPO azy i Davida ka nandresy ny Filistinina hatreo Geba ka hatrany Gezera.
Malagasy Bible 1865
Ary dia nanao araka ny nandidian'i Jehovah azy Davida ka dia namely ny Filistina hatrany Geba ka hatrao akaikin'i Gazera izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanatanteraka araka ny nandidian’NY TOMPO azy i Davida ka namely ny Filistina hatrany Geba ka hatrany akaikin’i Gezera.
malagasy
Ary dia nanao araka ny nandidian'i Jehovah azy Davida ka dia namely ny Filistina hatrany Geba ka hatrao akaikin'i Gazera izy.