2 Samuel 5:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanjo azon’i Davida ihany ny manda fiarovana, dia i Ziona, Tanànan’i Davida izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanjo afak’i Davida ny toerana mimanda tao Siôna: ny tanànan’i Davida izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanjo azon’i Davida ihany ilay tanànamimanda, dia i Tsiôna izay hatao hoe Tanànan’i Davida.
Malagasy Bible 1865
Kanjo afak'i Davida ihany ny batery fiarovana, dia Ziona (Tanànan'i Davida izany).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanjo azon’i Davida ihany ny manda fiarovana, dia i Ziona*, Tanànan’i Davida izany.
malagasy
Kanjo afak'i Davida ihany ny batery fiarovana, dia Ziona (Tanànan'i Davida izany).