2 Samuel 6:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Novorin’i Davida indray ny lehilahy voafantina rehetra tamin’ny Israely, telo alina no isany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Namory ny olona voafantina rehetra amin’i Israely indray i Davida, dia telo alin-dahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Novorin’i Davida indray ireo miaramila voafantina rehetra tamin’i Israely izay misy antokony telopolo.
Malagasy Bible 1865
Ary novorin'i Davida indray ny lehilahy voafantina rehetra tamin'ny Isiraely, dia telo alina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Novorin’i Davida indray ny lehilahy voafantina rehetra tamin’ny Israely, telo alina no isany.
malagasy
[Ny namindrana ny fiaran'i Jehovah nankany Jerosalema] Ary novorin'i Davida indray ny lehilahy voafantina rehetra tamin'ny Isiraely, dia telo alina.