2 Samuel 6:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tsy nety namindra ny vata misy ny faneken’NY TOMPO ho ao aminy ao an-Tanànan’i Davida i Davida fa naviliny ho ao an-tranon’i Obeda-Edoma gatita izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa i Davida tsy nety nandray ny Fiaran’i Iaveh ho any aminy, any an-tanànan’i Davida, fa nasain’i Davida nentina nankany an-tranon’i Obededôma, any Geta, ny Fiara.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nolavin’i Davida ny hamindra ny Vatamasin’ny TOMPO ho any aminy, any an- tanànan’i Davida; fa naviliny kosa izany ho ao an-tranon’i Hôbeda-Edôma, lehilahy avy any Gàta.
Malagasy Bible 1865
Ary Davida dia tsy nety namindra ny fiaran'i Jehovah ho ao aminy ao an-Tanànan'i Davida; fa naviliny ho ao an-tranon'i Obed-edoma Gatita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tsy nety namindra ny vata misy ny faneken’NY TOMPO ho ao aminy ao an-Tanànan’i Davida i Davida fa naviliny ho ao an-tranon’i Obeda-Edoma gatita izany.
malagasy
Ary Davida dia tsy nety namindra ny fiaran'i Jehovah ho ao aminy ao an-Tanànan'i Davida; fa naviliny ho ao an-tranon'i Obed-edoma Gatita.